Entry | 1 kadò |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra kely omena olona mba hamalifaliana azy. Fanampiny kely omen' ny mpivarotra ny mpividy amin' ny zavatra vidiny [1.1] |
Explanations in French |
4 Cadeau [1.3] |
Analogs | 5 falim-po |
Anagrams | 6 doka, 7 kadò, 8 koda |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |