Entry | 1 kabarina |
Root | 2 kabary |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Lazaina ampahibemaso: Hokabarina rahampitso ny fakana miaramila Tenenina, bedibedena: Nokabariny lava ilay ankizy ka lasa fa tsy tamana [1.1] |
Explanations in English |
5 to be discussed or announced publicly [1.7] |
Explanations in French |
6 Qu'on proclame, à qui on intente un procès, qu'on admoneste: Hokabarina rahampitso ny fakana ny miaramila (Demain on proclamera la levée des soldats) ~ Aza kabarinao lava izy (Ne l'admonestez pas sans cesse) [1.3] 7 qu'on proclame, qu'on discute publiquement [1.8] |
Examples |
8 Feom-pifankatiavana tsy tiana ho ritra no amenoana ny valin-kabarina hoso-menaka.
[2.245#]
9 Rehefa tonga ny fotoana dia kabarina amin' ny tsena rehetra ka lazaina ny fombafomba maro tsianononana hatao. [1.437#] |
Morphology |
|
Other spellings | 14 kabaroina |
Anagrams | 15 kabarina, 16 karabina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |