| Entry | 1 jomojomoina |
| Root | 2 jomojomo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Bitsibitsihina, anaovana toho-tsofina: Nojomoin' ny olona izy matoa sahy nanao izany Angolena, tarihina amin' ny teny malefaka: Nojomojomoin' ny namany teny ny adalalahy ka simba tamin' ny farany [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 9 jomoina |
| Updated on 2025/09/12 |
|