|
|
|
|

Entry1  jomoina
Root  2 jomo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Bitsibitsihina, anaovana toho-tsofina: Nojomoin' ny olona izy matoa sahy nanao izany
5 Angolena, tarihina amin' ny teny malefaka: Nojomojomoin' ny namany teny ny adalalahy ka simba tamin' ny farany [1.1]
Explanations in French  6 A qui on parle en secret, à qui on chuchote, qu’on enjôle, qu’on entraîne secrètement, qu'on épie en cachette:
7 Aza jomoin' ialahy toy izany ny sasany (Ne chuchote pas ainsi avec les autres) ~
8 Nojomoin’ ny namana ratsy izy ka simba tamin’ ny farany (Il a été enjôlé par de mauvais camarades et à la fin il a été gâté)
[1.3#299]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Synonyms  13 jomojomoina

Updated on 2025/11/13