| Entry | 1 jiridahy |
| Elementary words | 2 jirika, 3 lahy |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in French |
5 Un brigand, un pillard, un rôdeur [1.3#297] |
| Examples |
6 Nefa ny jiridahy Sakalava dia miriorio lalandava mandrava tanàna sy mamabo olona, indrindra fa ny tovovavy no tena tadiaviny.
[1.437#]
|
| Analogs | 7 jiribavy |
| Updated on 2025/09/12 |
|