Entry jila
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Maivana, mipelipelika jejojejo: Lakan-jila
¶ Fatra-pirona amin' ny fahalianan' ny nofo ka mampiseho izany amin' ny finetsika, fijery, famindra: Tovovavy jila [Rajemisa 1985]
Synonyms   jilajila
Compound words, titles, names  

Entry jila
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Bara, Taisaka] njola [Rakotosaona 1972]

Updated on 2011/01/25