Entry jijy
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tsimihety] Tantara am-bava, hira entina mitanisa zavatra [Rajemisa 1985]

Entry jijy
Part of speech noun
Malagasy definition Fisonenehana tsara eo am-pandihizana (tandrimo), fikaliana; fihinanana tsikelikely [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry jijy
Part of speech noun
Malagasy definition Lalao kanety ampanatonina toikelikely ny vava lavaka
¶ Fanaovana na fandaniana tsikelikely
¶ Fampandihizana (tandrimo) hisonenika tsara [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry jijy
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bara] miandry elabe [Rakotosaona 1972]

2017/04/02