|
|
|
|

Entry1  jijina
Root  2 jijy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 kendrena am-pitandremana fatratra, toy ny ataon' ny mpilalao kanety izay ampanatonina tsikelikely ny vava lavaka, kalina
5 tsihifina, alaina na hanina tsikelikely: Nojijin' ny adala ny vola tao ambatan-drainibeny [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  jijina, 10 jinjay

Updated on 2025/12/08