| Entry | 1 jananaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Firotsahan' ny orana tsy misy fiatoana, fivoahan' ny ra toa mitifitra tsy mety mijanona amin' ny ratra [1.1] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 11 jananaika |
| Anagrams | 12 anjakana, 13 jananaka |
| Updated on 2025/09/19 |
|