|
|
|
|

Entry1  ajananaka
Root  2 jananaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Avala hivoaka tsy an-kiato (rano, ra), afantsitsitra: Najananakan' i Bozy ny ran' ilay akoho novonoiny ka nahasosotra. [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9 ajananaika

Updated on 2025/09/12