|
|
|
|

Entry1  jamba mitantana jamba
Elementary words  2 jamba, 3 mitantana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza olona samy tsy mahay no mifanoro na mifampianatra: tsy misy soa ho azon' izy ireo na kely aza [1.1]

Updated on 2025/09/12