Entry izay tsy milalao sain-kanina
Elementary words izay ; tsy ; milalao ; saina ; hanina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Amin' ny hariva no filalaovan' ny ankizy taloha, ka raha tsy mivoaka eo ilay ankizy fa miandry ny sakafo ho masaka, dia lazain' ny namany fa efa any amin' ny sakafo ny sainy [1.1]

Updated on 2023/05/20