|
|
|
|

Entry1  izay marary andriana
Elementary words  2 izay, 3 marary, 4 andriana
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza fa tokony hokarakaraina mihoatra ny olona rehetra ny marary fa ananana adidy izy raha tsy voatsabo [1.1]

Updated on 2025/09/12