Entry | 1 izaitratra |
Elementary words | 2 izay, 3 tratra |
Part of speech | 4 adjective |
Explanations in Malagasy |
5 Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ [1.1] |
Examples |
6 Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny.
[2.471#]
|
Other spellings | 7 izaytratra |
Anagrams | 8 izaitratra, 9 izay tratra |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |