Entry | itikitra (ity) | |
Part of speech | pronoun | |
Explanations in Malagasy | Misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikitra satroka itikitra. Aleoko lavitra itikitra [1.1] | |
Explanations in English | This quite close (in sight) [1.7] | |
Explanations in French | Celui-ci, tout près (visible) [1.8] | |
Examples | fa anarany ny Tsimandoa amin' Ilehidama ataony hoe Iandafindraosa, fa raha ity anao itikitra, dia hanomezanay toky anao.
[2.654] | |
Tables and plates | all the pronouns | |
Updated on 2023/01/22 |