Entry isa lava (isa, lava)
Part of speech   expression
Malagasy definition   isa tsy asiana avakavaka fa atao mitovy amin' ny fanisana na ny kely na ny lehibe [Rajemisa 1985]

Entry isalava
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] fanisana (recensement) [Rakotosaona 1972]

2010/06/01