| Entry | 1 isa fa tsy roa |
| Elementary words | 2 isa, 3 fa, 4 tsy, 5 roa |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy) [1.1] |
| Explanations in French |
8 incomparable, unique, sans égal [1.3] 9 Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415#1733] |
| Other spellings | 10 isafatsiroa, safatsiroa |
| Synonyms | 11 tsy manam-paharoa |
| Anagrams | 12 isafatsiroa, 13 isa fa tsy roa |
| Updated on 2025/09/12 |
|