Entry irotra
Part of speech noun
French definition espèce de soie indigène teinte en noir [Abinal 1888]
Vocabulary 

Entry irotra
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaovana an-tsitrika ao anaty rano; fandevenana amin' ny fasana vonjy maika eo akaikin' ny fasana lehibe: Mandevina amin' ny fasana an' irotra
Derivations 
Synonyms iritra

2012/06/28