| Entry | 1 iritra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanaovana an-tsitrika ao anaty rano; fandevenana amin' ny fasana vonjy maika eo akaikin' ny fasana lehibe: Mandevina amin' ny fasana an' iritra [1.1] |
| Derivatives |
|
| Other spellings | 18 irotra |
| Anagrams | 19 aritry, 20 iritra |
| Updated on 2025/09/19 |
|