Entry ireo (io)
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina [Rajemisa 1985]
Tables and plates all the pronouns

2019/08/17