| Entry | 1 iray fototra |
| Elementary words | 2 iray, 3 fototra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza fomba fanisana atody izay mandeha tsitelotelo: iray fototra: atody telo [1.1] |
| Explanations in English |
6 a nest of three eggs [1.2] |
| Explanations in French |
7 se dit des oeufs comptés trois par trois: trois oeufs [1.3] |
| Examples |
8 irayfototra sy mifankahazo resaka na dia misy fiteny tsirairay tsy mitovy aza.
[1.436#]
|
| Analogs | 9 roafototra, telofototra, efapototra |
| Updated on 2025/09/12 |
|