Entry (1/3) | 1 inao |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-manondro olona ao amin' ny toerana anankiray takona tsy hitan' ny maso: Inao Rakoto fa vohay |
Synonyms | 4 injao |
Entry (2/3) | 5 inao |
Part of speech | 6 interjection [Full list] |
Explanations in English |
7 [1.2] listen! Hark! |
Synonyms | 8 injao |
Entry (3/3) | 9 iñao |
Part of speech | 10 imperative of passive verb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] ialao [Bara]
|
Anagrams | 12 an' io, anio, 13 anoy, 14 iaño, iano, 15 iñao, inao, 16 iôna, Iona |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |