| Entry | 1 indriako |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy, indrindra ny zazavavy mifankazatra: Indriako no tsy te handeha ho
[1.1] |
| Explanations in English |
4 thou, you. A word used by women in a familiar style of address. Somewhat like My dear. Comp. Ialahy.
[1.2] |
| Explanations in French |
5 amie, camarade (entre femmes) ; cf. dràko, dria. (lòngo).
[Tankarana]
[1.19] |
| Tables and plates |
6 All the pronouns |
| Anagrams | indriako, 7 kiridona |
| Updated on 2025/11/17 |
|