|
|
|
|

Entry1  indreny
Root  2 indry
Part of speech  3  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Enti-manondro olona na zavatra maro hita lavitra eny: Indreny lasa ny miaramila hanao sarinady [1.1]
Explanations in English  5 behold! There! Lo! Here they are. A plural form. [1.2]
6 there they are! [1.7]
Explanations in French  7 les voilà, ceux-là [1.3#280]
Examples  8  indreny ny tsiriry mamonjy toerana mangina tao Anosy. [2.499#]
9  Dia indreny ireto mpianaka va niditra ny ala matevina. [2.895#]
10  indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. [2.356#]

Anagrams  indreny, 11 indriñe

Updated on 2025/11/17