|
|
|
|

Entry1  indray mipi-maso
Elementary words  2 indray, 3 mipy, 4 maso
Part of speech  5  locution
Explanations in French  6 en un clin d'oeil [1.3]
Examples  7  Fa indray mipi-maso ihany ny fahatezerany [2.996]

Anagrams  indray mipi-maso, 8 indray mipy maso

Updated on 2025/10/11