|
|
|
|

Entry1  indraindray
Root  2 indray
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Mahalankalana, tsy matetika: Tonga mitsidika anay indraindray i Dadatoa Rajao. [1.1]
Explanations in English  5 sometimes. [1.2, 1.7]
6 seldom, infrequent. Reduplication of indray. [1.2]
7 off and on. [1.7]
Explanations in French  8 parfois. [1.3, 1.8, 1.5]
9 de temps en temps. [1.3, 1.8, 1.5]
Examples  10  Tonga any amiko izy indraindray. [2.4]
11  indraindray foana izahay vao mba nihinan-kena. [2.472]
Other spellings  12 kindraindray, tsindraindray
All compound words  13 indraindray tadiavina

Updated on 2025/11/11