|
|
|
|

Entry1  indrakindrafana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Hendra trendratra tsy mahapetraka eo am-piandrasana zavatra mahafinaritra na atahorana mamp anahinahy: Indrakindrafana erỳ ny ankizy fa rahampitso izahay no handeha ho any Mahajanga
4 Taitaitra, adaladala: Olona indrakindrafana iny, ka aza atao mahagaga anao ny fihetsiny [1.1]
5 taitaitra, hendratrendratra fa toa mahatsiaro ao anaty ao foa toa hisy zavatra hitranjga [2.285#220]
Explanations in English  6 having an impression in one's mind. See kafana. [1.2]
Examples  7  Nivaloharika sady tsy nahateny Zaka, indrakindrafana toa very ambiroa, nijery ahy sy nandinika ilay tovovavy, dia nitsiky nony ela! [2.5#35]
8  Teo am-pitsinjovana anefa dia ny masony ihany no mifantoka any fa ny sainy sy ny fony dia toa mamolivoly sy indrakindrafana be hafahafa. [2.895#69]
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02