Entry impito (fito)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Enti-milaza fiverenan-javatra inenina miampy indray mandeha: Avadiho impito ny lelanao alohan' ny hiteny, hoy ny Soratra Marina [Rajemisa 1985]
English definition seven times. [Richardson 1885]
French definition sept fois [Abinal 1888]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1ka na maty impito na torana impolo
aza tsy maninona raha matin-kanin-tiana
[Fox: Hainteny, number 420]
2Hatramin'ny impito va? [Baiboly: 47:018:021/Matio 18:21..]

2017/05/15