|
|
|
|

Entry1  ilay fito
Elementary words  2 ilay, 3 fito
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 andro misy orana misesy mandritra ny herinandro; anarana omena ireo andro vitsivitsy manorana tsy an-kijanona (eo amin' ny hafitoana eo ho eo no aharetany ka amin' ny faramparan' ny fahavaratra no misy azy) [1.1]
[ilaifito] 6 Teny iantsoana ilay herinandro misy erika mikija sady mandrivodrivotra eo amin' ny volana fevrie eo ho eo [1.1]
Explanations in English  7 seven days of almost continuous rain that occur some time during the rainy season. [1.2]
Vocabulary  8  Meteorology

Updated on 2025/09/12