| Entry | 1 ilay fady |
| Elementary words | 2 ilay, 3 fady |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ilay ratsy, ilay tsy valahara; entimanondro olona fetsifetsy, fangoloka tokony hohalavirina, hatao fady ny miaraka aminy [1.1] |
| Explanations in English |
6 the rascal! An insulting phrase. [1.2] |
| Updated on 2025/09/12 |
|