| Entry | 1 ifandimbiasana |
| Root | 2 dimby |
| Part of speech | 3 relative verb |
| Examples |
4 Ny sotro iray isan' olona koa aza mbola azo antoka eto, fa any indraindray, rahefa misy vahiny ao an-trano, ka tsy mifanisa amin' ny olona ny sotro, dia sotro iray no ifandimbiasan' ny anankiroa.
[2.4]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 8 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/07/29 |
|