| Entry | 1 ifampikasihana |
| Root | 2 kasika |
| Part of speech | 3 relative verb |
| Examples |
4 kanefa misy ifampikasihany ihany, satria Paoly dia nandray ny fombam-piteny nampiasaina tao amin' ny fivavahana ifonosan' ny zava-miafina, ka manao izany ho lalana ho enti-milaza sy manazava ny fampianarana nataony tamin' ny Jentilisa.
[1.38]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/07/29 |
|