| Entry | 1 ifampifehezana |
| Root | 2 fehy |
| Part of speech | 3 relative verb |
| Examples |
4 Ny teny no amolahana ny tontolo, ifampifehezana ao amin' ny fiarahamonina, ampitana ny fahalalana rehetra.
[2.606#107]
5 fara fahabetsany dia mety hifankahay amin' ny famoahana fitsipika ifampifehezana tokony hanampy ny Lalàm-pifidianana izy ireo. [4.27] |
| Morphology |
|
| Combinations | 9 teny midina ifampifehezana |
| Updated on 2026/02/26 |
|