Entry | 1 iaikena |
Part of speech | 2 relative verb |
Root | 3 aiky |
Explanations in English |
4 [1.2] |
Explanations in French |
5 [1.3#10] Comme iekena |
Examples |
6 [2.470#] Ny fibanjinan' ny masony sy ny fahakingan' ny tongotra aman-tanany fotsiny no mahavariana aminy ka iaikena ny fahaizany.
|
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |