|
|
|
|

Entry1  hosokosoka
Root  2 hosoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. [1.1]
Explanations in English  5 fraud, falsification [1.7]
Explanations in French  6 supercherie [1.3#271, 1.8]
7 falsification, altération, apparence fausse et trompeuse, comme celle de la fausse monnaie [1.3#271]
8 fraude [1.8]
Examples  9  Fa nanomboka teo amin' ny varimitsangana kosa, dia ny marina tsy nisy hosokosoka no nambarako. [2.4#]
Synonyms  10 hosoka

Updated on 2025/11/13