|
|
|
|

Entry 1  hosoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. [1.1]
Derivatives 
Nouns :
Synonyms  6 hosokosoka
Combinations  7  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word hosoka

Updated on 2026/04/22