| Entry (1/4) | 1 horita |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Olona fatra-pitsentsitra ny madinika
[1.1] |
| Explanations in French |
[oRIta]
4 bourgeois
[1.13] |
| Entry (2/4) | 5 horita |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7 Biby maro tanana any anaty ranomasina izay malaza ho mpitsentsitra ny ran' ny haza azony
[1.1] |
| Explanations in French |
[orita]
8 pieuvre
[1.13] |
| Vocabulary | 9 Zoology: invertebrates |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Entry (3/4) | 11 horita |
| Part of speech | 12 noun |
| Explanations in French |
13 Bananes qu'on mange crues et bien mûres, sans autre préparation. Ce sont les meilleures variétés de Musa paradisiaca L. (Musaceae), celles que les créoles appellent « figues ».
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Vocabulary | 14 Botany |
| Scientific name |
|
| Entry (4/4) | 15 Horita |
| Part of speech | 16 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
17 mponina teo amin' ny tendrombohitra Hora, na Seira, ary natao ho naman' ny Emima sy ny Refaita koa izy.
18 Nonina tamin' ny lava-bato izy ireny; ary ny dikan' ny teny hoe Horita dia "mponina an-dava-bato". 19 Maro ny lava-bato any amin' ny tendrombohitra any Edoma, indrindra any Petra renivohiny. 20 Angamba nifangaroharo tamin' ny taranak' i Esao, izay nandresy azy izy, ka ao amin' ny fitantarana sasany 21 dia niaraka voalaza tamin' ny taranak' i Esao izy. [1.38] |
| Explanations in English |
22 Horites
[2.996] |
| Explanations in French |
23 Horites
[2.996] |
| Examples |
24 ary ny horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany El-parana, izay eo anilan'ny efitra.
[2.996]
|
| Vocabulary | 25 Holy Scriptures |
| Biblical quotes | 26 Chapters and verses mentioning Horita |
| Anagrams | 27 atrohy, 28 haotry, 29 horita, Horita, 30 Hotira, 31 ohatry, 32 rotahy, 33 tariho, 34 tarohy, 35 torahy |
| Updated on 2025/11/13 |
|