Entry horirika
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ravin' ny saonjondrano fanao fangaron-daoka (azo ilazana ny ravin-tsaonjo mamy na ny ramandady ihany koa anefa ny horirika raha mbola tsy mivelatra na mbola mihorona ila [Rajemisa 1985]
French definition   espèce d'arum comestible, ses feuilles [Abinal 1888]
   sorte d'arum comestible (Colocasia sp., [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Examples  
1Dia ataoko horirika amonosana anana, ka ny fonosin-do, ny mamono lo. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 34]
2rano ambony horirika hono hianareo sy izy ka raha faly miara-manatrika raha tezitra miara-mihodina [Fox: Hainteny, number 44]
Vocabulary  
Scientific name   Araceae, Colocasia
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2015/04/20