Entry homan-tena (homana, tena)
Part of speech expression
Malagasy definition ilazana ireo miferin' aina amin' ny zavatra mihatra aminy; ny tany homan-tena kosa dia ireo mihotsaka sy mikorosy ho azy na tsy misy mihady akory aza [Rajemisa 1985]
Quotes 

Updated on 2009/02/23