|
|
|
|

Entry1  holoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Loaka ny ao anatiny, hoboka
Mpandaingalainga na fetsifetsy. [1.1]
Explanations in French  4  creux, cave à l'intérirue
Figuré: madré, roué [1.3#264]
Examples  5  Ary amin' izany dia hitantsika indraindray ny hazo lehibe mbola velona, nefa holoka ny ao anatiny. [1.357#]
Derivatives 
Names :
Adjectives :
All compound words 

Anagrams  10 haloko, 11 holoka

Updated on 2025/09/19