|
|
|
|

Entry1  fangoloka
Root  2 holoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Faran' izay fetsy ratsy sady mahay mamitaka amim-pihatsaram-belatsihy: Aza mifampiraharaha amin' iny olona iny fa lehilohy fangoloka iny. [1.1]

Updated on 2025/11/11