Entry hoika
Part of speech interjection [full list]
Malagasy definition Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana: Hoika! mideza koa izany raha fiakarana [Rajemisa 1985]
French translation mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine [Abinal 1888]
Derivations 
Other spellings 

Entry hoika
Part of speech interjection [full list]
Malagasy definition kina-teny kely tsy misy heviny, mitovy amin' ny hoe iky, ary ampiarahina mandrakariva amin' ny hoe mandehana hoika [Ravelojaona 1937]
French translation mot explétif, comme iky [Abinal 1888]
Other spellings 

Updated on 2020/07/31