Entry hoby
Part of speech   noun
Malagasy definition   Antsoantsom-piravoana atao ho mari-piderana: Tsy nifandrenesana ny hoby nataon' ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy [Rajemisa 1985]
English definition   a shout of rejoicing [Hallanger 1973]
French definition   acclamations [Hallanger 1974]
Derivations  
Quotes  

2010/10/07