Entry | 1 fihobiana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hoby |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiderana amin' ny akoram-pifaliana |
Explanations in French |
5 [1.3#256] L’action d’acclamer, le lieu, les circonstances |
Examples |
6 [1.437#] Ny antsa dia hira fihobiana sy fanajana ambony izay fan ho an' ny mpanjaka, izay fanaon' ny Tsimandoavavy na ny lakaolina ataon' ny vehivavy rehetra izay lalovan' ny mpanjaka.
|
Anagrams | 7 fibohiana, 8 fihiboana, 9 fihobiana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |