|
|
|
|

Entry (1/2)1  hitsina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 hintsina [1.1]

Entry (2/2)4  hitsina
Root  5 hitsy
Part of speech  6  passive verb
Explanations in Malagasy  7 Arahina tsy mivilivily: Hitsio ity lalana itỳ dia tonga any an-tsena ise
8 Aleha mivantana: Aza mivilivily ianao fa hitsio irỳ trano an-tamponkavoana
9 Kendrena, asiana mivantana: Nohitsin' ny mpitsara ny ratsy nataony ka tsy nahitan-teny izy [1.1]
Explanations in French  10 que l'on suit tout droit, où l’on va tout droit, à qui l’on applique des paroles:
11 Nohitsin’ ny mpitory teny ny nataoko (Le prédicateur a visé ma conduite) [1.3#253]
Examples  12  Raha miala eto amin' ity Nosintsika ity isika arakaraka izay ho hitsina, dia ireto avy no tany ho hita : Afrika, Komora, Inde, Ceylan, Australie. [2.332#40]
13  azy izany làlana izany dia kizo tokana, fa harana no ao an-daniny roa, ka ao am-povoan'izany harana izany, no hitsina halehan'ny sambo, fa raha sendra mihodivitra kely, dia fefika ny sambo, ka maha faty. [2.59#134]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :

Anagrams  hitsina, 18 tsihina, 19 tsy nahy

Updated on 2025/11/17