Entry hintsy
Part of speech noun
Malagasy definition Hirifiry amin' ny hatsiaka. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry hintsy
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-kazo maniry amin' ny toerana ambany any amorontsiraka atsinanana; betsaka no ampiasana ny hintsy: anaovana rafi-trano na rafitra madinika na tsivalan-kazo amin' ny lalamby, fa indrindra anaovan' ny Betsimisaraka lakana sy vatampaty [Rajemisa 1985]
French definition arbre (Intsia bijuga) [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Scientific name Intsia bijuga
Synonyms hintsina
Web Xylothèque de Jean-Claude Cerre (http://perso.orange.fr/cerre/poster/pages/Hintsina.htm)

2010/11/16