Entry hingitra
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] hintitra [1.19]
Synonyms hintitra

Entry hingitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ahitra (somary hazo), mitovy ravina tsara amin'ny hazo fihinan-dravina irony, antsoin'ny olona hoe ananambo irony. [2.245]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2024/01/09