| Entry | 1 hevi-teny |
| Elementary words | 2 hevitra, 3 teny |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 fanazavana ny teny araka ny tena izy na izay nanaovana azy [1.1] |
| Explanations in French |
6 explication de mot [1.5#143] |
| Examples |
7 Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky.
[2.606#]
8 Andrianaivoravelona izy rehetra hampianatra azy heviteny, indray mandeha isam-bolana, fa tsy ho vitanay izao zava-dehibe nifanarahana izao, hoy izy, raha tsy mitombo ny fahalalanay ny Tenin' Andriamanitra. [2.649#] |
| Vocabulary | 9 Linguistics |
| Updated on 2025/10/11 |
|