|
|
|
|

Entry1  herinandro ambony
Elementary words  2 herina, 3 andro, 4 ambony
Part of speech  5  locution
Explanations in English  6 next week [1.7]
Explanations in French  7 la semaine prochaine [1.8]
Examples  8  Hantsoinay ianao hiakatra eto Antananarivo amin'ny herinandro ambony [2.356#178]
9  Amy herinandro ambony tsika manao havoria momba ny kotizasiona vola iny [2.606#223]
10  Tsy raharahako izany, fa vonony ny roapolon' ialahy amin' ny herinandro ambony [2.472#14]
Vocabulary  11  Time

Updated on 2025/10/11