| Entry | 1 hendry ka tsy manan-ko an-teny |
| Elementary words | 2 hendry, 3 tsy, 4 manana, 5 ho, 6 teny |
| Part of speech | 7 locution |
| Explanations in Malagasy |
8 tenin' olona miavonavona izay nanarin' olona mahantra, hono, ka namaly hoe: hendry ve tsy hanan-ko an-tena; toy izany koa ny mpitovo nananatra ny manambady ka nahazo valiny hoe: raha hendry tsy manan-ko an-tena
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|